Green Mada Development

Green Mada Development Promotion des Activités Génératrices de Revenue

19/11/2024

🍓🍆🥬🥦🥒 Andiany voalohany amin’ny hetsika "Maroloko du Dyve, vokatra Tantsaha Malagasy"

Ao anatin’ny ezaka fampiroboroboana ny asa fambolena sy fiompiana, ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra, izay miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy, dia mamolavola tolotra akaiky sy mifanaraka amin’ny filàn’ny mpamokatra ho :

👉 Fanohanana amin’ny fandraharahana momba ny fambolena ;
👉 Fampiroboroboana ny rojom-pihariana fambolena ;
👉 Fampiroboroboana ny varotra sy ny fanamorana ny fidirana amin’ny tsena.

🎯🎯 Tanjon’ny hetsika 🎯🎯
Ny tanjona dia ny fanatsarana ny asa maha Tantsaha Malagasy sy ireo Agripreneurs amin’ny alàlan’ny fanatsarana ny fidiran’izy ireo amin’ny tsena. Ny hetsika dia mifantoka amin’ireto lafiny ireto:
📌Karazana tsena vaovao izay mampifanakaiky ny fangatahan’ny mpanjifa sy ny toeram-pivarotana lehibe ;
📌Fanamorana ny fidirana amin’ny tsena ho an’ireo vokatra fambolena ;
📌Fampiroboroboana ny kolontsaina fanajana ny kalitao sy ny faharetan’ny famatsiana.
Fotoana sy toerana

📅🧷 Ny hetsika ara-toekarena "Maroloko du Dyve, vokatra Tantsaha Malagasy" dia hotontosaina ao amin’ny Dyve Garden Anosivavaka ny 29, 30 novambra ary 1 desambra 2024. 👍

Miaraka miasa amin'ny PPI - People Power Inclusion Océan Indien
FAO Representation - Madagascar Comores Maurice Seychelles Evokatra

🙏🏻Mankasitraka antsika rehetra tonga nanatrika ilay Fampiofanana mahakasikan'ny:▶Famokarana gana amin'ny alalan'ny vorot...
03/10/2024

🙏🏻Mankasitraka antsika rehetra tonga nanatrika ilay Fampiofanana mahakasikan'ny:

▶Famokarana gana amin'ny alalan'ny vorotsiloza mikotrika🦃
▶Fiompiana Gana nohatsaraina🐣
▶Tontolon'ny sarindokotra 🦆
tamin'ny volana lasa teo🤗✨

♨Moro be mo ireo naniry hiofana mba hamokatra sy hampitombo vola amin'ity sehatra ity📊💰

📣 Ka nohon'ny fangatahan'ny maro dia ampifaliana lehibe no hanambarana atsika fa nasina indray ny fampiofanana manaraka ho an'ity volana ity🗂✨

Daty voalohany:
🗓11_12 Oktobra
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖
Daty faharoa
🗓25_26 Oktobra

⚠Voafetra hatrany ny toerana‼
☎ 038 54 333 58



11/09/2024

🔖Handray anjara feno amin'ny Foire Internationale de l'Agriculture - FIA ny Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra.

Eo amin'ny stand laharana 1 sy faha 2 amin'ny tsenaben'ny tantsaha no ahitana anay.

Ho hitantsika ao ireo
👉 Ny fampisehoana ny tetikasa matihanina na ny drafitra stratejika 2023-2027

👉 Ireo tetikasa misy ankehitriny izay vokatry ny fiaraha-miasa ny Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra sy ireo mpiaramiobon'antoka toy ny sy ny "

👉 Ny fanasongadinana ny sy ny vokatra ary ny tolotra ao aminy

👉 Ny fampiroboroboana ireo vokatra novokarin'ireo mpamokatra voavolavola avy amin'ny fifaninanana TTM BEE API-preneurs

Ankasitrahana hatrany ireo mpiaramiobon'antoka amin'ny fanantanterahana izany👊👊

Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage
- Programme DEFIS
PPI - People Power Inclusion Océan Indien -
FAO Representation - Madagascar Comores Maurice Seychelles (Projet FFF)
Ambassade de France à Madagascar (projet PISCCA)
Organisation internationale de la Francophonie (OIF) (projet AVICUMAFOREST)

📢Ampifaliana lehibe no ampafatarana antsika fa ny formation mahakasikan'ny:1️⃣Famokarana gana amin'ny alalan'ny vorotsil...
28/08/2024

📢Ampifaliana lehibe no ampafatarana antsika fa ny formation mahakasikan'ny:

1️⃣Famokarana gana amin'ny alalan'ny vorotsiloza mikotrika 🦃
2️⃣Fiompiana gana moderina🐥
3️⃣ Ary ny tontolon'ny sarindokotra🦆
dia ho tanterahana amin'ny volana septambra ho avy zao🤗

💢maro be moa ireo efa nanao famandrihan_toerana ka dia nozaraina vague 2 :

📅1er vague
13_14 septambra
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖
📅2 eme vague
27_28 septambra
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖

⚠Ho anareo rehetra zay efa nisoratra anarana dia hisy tompon'andraikitra hiantso mahakasika ny reservation 🗂

💢Raha mbola misy maniry ny hisoratra anarana dia mbola misy toerana vitsi2 afaka fandriana ka Manasa anao hiditra Mp na iantso mivantana ny:
☎038 40 418 98


🙏🏻Mankasitra antsika rehetra izay nitsidika sy nanjifa ny vokatra tao amin'ny stande Green Mada Development nandritran'n...
12/08/2024

🙏🏻Mankasitra antsika rehetra izay nitsidika sy nanjifa ny vokatra tao amin'ny stande Green Mada Development nandritran'ny Foire Fier Mada lasa teo 📆🌾🌱

⛔Ho antsika rehetra izay nisoratra anarana amin'ny Foramtion vorotsiloza mikotrika; ny Gana sy ny tontolony ary ny cannard Mullard dia hiantso anareo izahay afaka fotoana fohy hanome ny adininy feno📅🐣
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖

✨Mankasitraka ny mpikarakara (Fier Mada)
✨Mankasitra ny mpandray anajara rehetra
✨Mankasitra ny tantsaha Malagasy rehetra
✨Mankasitraka ny Tranoben'ny tantsaha izay manohana anay hatrany

🤗Mirary fahombiaza ho an'ny fiompiana sy fambolena Malagasy❤✨


Maniry ny hamokatra❓hapitombo vola❓💰🦃Ny vorotsiloza mikotrika dia afaka mapidi_bola isam_bolana tsy mitaky asa be fa ora...
20/04/2024

Maniry ny hamokatra❓hapitombo vola❓💰
🦃Ny vorotsiloza mikotrika dia afaka mapidi_bola isam_bolana tsy mitaky asa be fa ora 1 isan'andro iany 👌
✅Izahay dia mampiofana olona vonona hisehatra, hamokatra ary hapitombo vola💰amin'ny alalan'ny vorotsiloza mikotrika sy ny manodidina azy🦃🥚🐣🐥
✅Ho lasa fournisseur matanjaka
✅Mpandraharaha mahatianina
✅Hisy atestation rehefa vita ny Formation
‼️Fandrio dienzao ny toerana, place limité ❌
☎️034 42 916 69

Maniry ny hamokatra❓hapitombo vola❓💰🦃Ny vorotsiloza mikotrika dia afaka mapidi_bola isam_bolana tsy mitaky asa be fa ora...
20/04/2024

Maniry ny hamokatra❓hapitombo vola❓💰
🦃Ny vorotsiloza mikotrika dia afaka mapidi_bola isam_bolana tsy mitaky asa be fa ora 1 isan'andro iany 👌
✅Izahay dia mampiofana olona vonona hisehatra, hamokatra ary hapitombo vola💰amin'ny alalan'ny vorotsiloza mikotrika sy ny manodidina azy🦃🥚🐣🐥
✅Ho lasa fournisseur eto Mahajanga
✅Hisy atestation rehefa vita ny Formation
‼️Fandrio dienzao ny toerana, place limité ❌
☎️034 42 916 69

👉Natao ho anao izay te hiofana misimisy kokoa ao anatiny fiompiana 🥰natao ho anao ity 👈👉Fampiofanana vorontsiloza mikotr...
17/04/2024

👉Natao ho anao izay te hiofana misimisy kokoa ao anatiny fiompiana 🥰natao ho anao ity 👈
👉Fampiofanana vorontsiloza mikotrika,gana kely ary atody 🥰
👉Tombony ato aminay mahakasika ny fampihofanana io
💢Ho lasa mpikambana ary mpiara miasa amin'ireo ferme maro izay miara miasa aminay
💢Ahitana lalam_barotra maro makasika ny biby fiompy rehetra
💢Afaka miara miasa amin'ireo ferme maro ato aminay
💢ho lasa mpikambana ato amin'ny trano be tantsaha
👉Tsy izay ihany fa ao aorianany fampiofanana ato aminay dia manome certificat izahay 🥰
👉Raha mahaliana anao dia aza misalasala intsony ary miantso na mandefa mp 🥰
🗓️26,27 Avril 2024
☎️034 42 916 69

Mankasitra antsika rehetra nandray anjara nahatanteraka ,ilay fampiofanana 😊👉 Ferme Ambohimanarina👉 Ireo fournisseur reh...
09/04/2024

Mankasitra antsika rehetra nandray anjara nahatanteraka ,ilay fampiofanana 😊
👉 Ferme Ambohimanarina
👉 Ireo fournisseur rehetra nanaiky nandray fanasana
👉 Ireo mpandray vokatra
👉 ONG Green Mada development
👉 Tranoben'ny tantsaha Antananarivo

👌 SOA NY MIARA-DIA 😊 😉

📰📜🐣🐥💰
05-06-24
06-06-24

👋🏻satria maro be isika no maniry anatitra ilay Formation 📆🦃vorotsiloza mikotrika 🐣 Gana kely 🥚 Atody fanotrika 📝Dia mito...
04/04/2024

👋🏻satria maro be isika no maniry anatitra ilay Formation 📆
🦃vorotsiloza mikotrika
🐣 Gana kely 🥚 Atody fanotrika

📝Dia mitohy atramin'ny rahampitso ny fandraisana anarana eny amin'ny Tranoben'ny Tantsaha eny Nanisana maraina ✅
🍃Ho avy eo ireo ireo Goavana eo sehatry ny vorotsiloza mikotrika, Gana kely, ary atody fanotrika
🍃Tonga dia tafiditra mpikambana ao amin'ny Tranoben'ny Tantsaha ny mpiofana
🍃Hisy lalam-barotra sy fiaraha-miasa iany koa

Afaka miantso ny laharana
☎️034 42 916 69

25/03/2024

👋 Ry Malagasy rehetra namako
🏻 Na isika efa tantsaha na isika vao hiditra anatin'ilay tontolo🍃

🇲🇬 andeha isika hamokatra 💰

Aza variana fa tena mbola sehatra :malalaka,👌mahavelona 💰ary misy tombombarotra vetivety tokoa ny fiompiana Gana sy ny manodidina azy 🐣🐥🦆
Porofo mivaingana amin'izao fotoana izao ny vidin'ny vokatra 📊( mba anontanio anie ) :
🔷Atody Gana🥚 2000 ar nefa ifampitadiavana naizanaiza
🔷 Gana kely moa efa firy taona izay tsy mitsaha mitombo ny vidiny
🔷 Ny Gana lehibe iarahamahalala indrindra fa ireo race pure toy ny Rouen , na Kaki ,... Ny Mullard moa tsy tantaraina intsony👍
🔷 Ny Vorontsiloza mikotrika 🦃moa no fototra iray ijoroany no tsy afa-misaraka amin'io tontolo iray io (izay mampidibola isambolana ho anao ) 💶

📣Mila anao izahay satria tena tsy mbola araka ankehitriny ny filana amin'ireo sehatra ireo mbola tsy mahafeno ny 40% 👌 ny filana andavanandro ny mponina akory

Mba ho fampirisihana atsika vonona rehetra dia misy fiaraha-miasa izay tanterahinay 🏡 ferme maromaro vitsivitsy miaraka amin'dry zareo ao amin'ny 🏠 Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra
Mba ahafahana mampiofana olona 20 ( teorika sy ny pratika anaty Ferme indrindra indrindra )
Fampiofanana 2 andro no ho tanterahina izay atao ny: 📅05, 06 Aprily 2024
➡Andro voalohany anaty salle
➡Andro faharoa anaty ferme

❗ ho avy ao avokoa ny akamaroany ny Goavana anatin'ny sehatra hifampizara

⭕ Olona "20" ihany no zakanay ka ho anao izay Liana dia misorata anarana mialoha ( amin'ireo ferme mpiara-miasa no anoratanao Anarana na amin'ndry zareo ao amin'ny Tranobe ny tantsaha )

Miandry anao ho namana mpiara-miasa izahay 🤝
🇲🇬Ry Malagasy Namako andeha hamokatra 💰
Contact 📞: 034 42 916 69
038 40 418 98
038 43 533 12

👋 Ry Malagasy rehetra namako 🤌🏻 Na isika efa tantsaha na isika vao hiditra anatin'ilay tontolo🍃🇲🇬 andeha isika hamokatra...
20/03/2024

👋 Ry Malagasy rehetra namako
🤌🏻 Na isika efa tantsaha na isika vao hiditra anatin'ilay tontolo🍃

🇲🇬 andeha isika hamokatra 💰

Aza variana fa tena mbola sehatra :malalaka,👌mahavelona 💰ary misy tombombarotra vetivety tokoa ny fiompiana Gana sy ny manodidina azy 🐣🐥🦆
Porofo mivaingana amin'izao fotoana izao ny vidin'ny vokatra 📊( mba anontanio anie ) :
🔷Atody Gana🥚 2000 ar nefa ifampitadiavana naizanaiza
🔷 Gana kely moa efa firy taona izay tsy mitsaha mitombo ny vidiny
🔷 Ny Gana lehibe iarahamahalala indrindra fa ireo race pure toy ny Rouen , na Kaki ,... Ny Mullard moa tsy tantaraina intsony👍
🔷 Ny Vorontsiloza mikotrika 🦃moa no fototra iray ijoroany no tsy afa-misaraka amin'io tontolo iray io (izay mampidibola isambolana ho anao ) 💶

📣Mila anao izahay satria tena tsy mbola araka ankehitriny ny filana amin'ireo sehatra ireo mbola tsy mahafeno ny 40% 👌 ny filana andavanandro ny mponina akory

Mba ho fampirisihana atsika vonona rehetra dia misy fiaraha-miasa izay tanterahinay 🏡 ferme maromaro vitsivitsy miaraka amin'dry zareo ao amin'ny 🏠 Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra
Mba ahafahana mampiofana olona 20 ( teorika sy ny pratika anaty Ferme indrindra indrindra )
Fampiofanana 2 andro no ho tanterahina izay atao ny: 📅05, 06 Aprily 2024
➡Andro voalohany anaty salle
➡Andro faharoa anaty ferme

❗ ho avy ao avokoa ny akamaroany ny Goavana anatin'ny sehatra hifampizara

⭕ Olona "20" ihany no zakanay ka ho anao izay Liana dia misorata anarana mialoha ( amin'ireo ferme mpiara-miasa no anoratanao Anarana na amin'ndry zareo ao amin'ny Tranobe ny tantsaha )

Miandry anao ho namana mpiara-miasa izahay 🤝
🇲🇬Ry Malagasy Namako andeha hamokatra 💰
Contact 📞: 034 42 916 69
038 40 418 98
038 43 533 12

11/03/2024
11/03/2024

Sady mahasoa no mahafinaritra 😍

11/03/2024

Ho anareo izay nangataka azy
Indro ilay fomba fanomezana sakafo gana kely tsotra indrindra

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Green Mada Development posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Green Mada Development:

Videos

Share