
24/04/2025
Salama daholy ny mpankafia alika ❤️🤍
elaela drai tsy teto izahay fefa tonga dia miaraka am arrivage indrindra ny « LAISSE EXPO » satria ho avy indray ny MADA DOG SHOW 2025 😍😍
Mba ho tsara fanomanana amnio « événement » io
Io de ny volohany indrindra tsara manana accessoires adaptés mialoha satria anaovana exercice mba ho fanomanana amnio ftoana io.💪😊
Koa aza tara ary fa tsy betsaka ny arrivage sao dia taraiky ianao😉
Misy koa ny pack collier+harnais+laisse ann😘😘
NB : prise de commande androany sy rapitso ny livraison à partir lundi de mitondra ihany koa zay any amle évènement B.A rapitso any Alasora raha any nareo 😊🥰