Freyja

Freyja Revendeur du Croquette GOSBI. Eléveur d'Husky Sibérien
nous situons à AMPASIKA.

Résultat MDS2026 ??Resy izahay saingy tsy malahelo akory. Ny antony dia nanao ny ezaka rehetra izahay teo @ fikarakarana...
18/05/2026

Résultat MDS2026 ??
Resy izahay saingy tsy malahelo akory. Ny antony dia nanao ny ezaka rehetra izahay teo @ fikarakarana ny volony, ny fijorony mba hivoaka tsara ilay lamosina, tratra, ary tongotra aloha mahitsy tsara.
Tratranay ireo tanjona ireo ary nohamafisin'ny judge 2fois (ny 16-17Mai).

Inona hoy ianareo ny lesoka?

Ny rambony miakatra loatra no nahalatsaka anay izay tena critère non négligeable ho an’ny Husky. Somary mibaby ilay rambony izy rehefa mandeha.
Tsy azonay hovaina kanefa izay ka mety ho iny izany no farany nahitana an’i Asta anaty MDS.

Mankasitraka ny mpikarakara ACYM Madagascar izahay. Ho ela velona anie Ny MADA DOG SHOW.
Isaorana ihany koa ny Sponsor ARBIOCHEM (Dibaq). Raha tsy teo tokoa ianareo tsy tanteraka ny fikasana rehetra.

Fankasitrahana mitafotafo kosa ho an’ny Team MMA rehetra, tena namana, tena mifanohana na anaty mangidy na anaty gold blanche 😄. Ny hirariana dia ny hitohizan’izay foana.

Isaorana manokana Eliace Andrias, zandry lahiko tena mahafoy fotoana sy vola ho an’ireto akamanay mihinana GOSBI MADAGASCAR ireto.
Gosbi Grain Free 6 💫💫💫💫💫 no sakafony miaraka @ Huile de Saumon, nahalany 1L teo izahay t@ fanomanana azy😬. Merci Toavina Andriamisaina.

Merci ASTA, Merci anareo rehetra❣️

Izay anaterana Gosbi 250ml na 1L dia miantso ny0345496467
28/03/2026

Izay anaterana Gosbi 250ml na 1L dia miantso ny
0345496467

Mahazo tsara enao androany fa inona no nataonao tany anaty fotaka maloto be tany🙄.  Jereo ity paoziny🙄Ho an'izay manonta...
14/03/2026

Mahazo tsara enao androany fa inona no nataonao tany anaty fotaka maloto be tany🙄. Jereo ity paoziny🙄

Ho an'izay manontany hoe inona ilay fotaka dia tsy misy valiny fa raha hoe inona ny champoing nanadiovana azy dia ao @ commentaire ao ny valiny😄.

NB: ilay haute pression ampiasaina ito tsy atifitra @ lohany na atao @ vatany akaiky kely, surtout ho an'ny alika fohy volo.

Mba samy miala voly e, bon weekend daholo😘

OuayOuayOuay😍😍Huile de Saumon 1L et 250MlPressé à froid😲 ça c'est du TOP🤗0345496467 n'hésiter surtout pas👌
06/03/2026

OuayOuayOuay😍😍
Huile de Saumon 1L et 250Ml
Pressé à froid😲 ça c'est du TOP🤗
0345496467 n'hésiter surtout pas👌

Poziny mijery anao nandray vola androany dia handeha hividy croquette GOSBI😁🤣Ilay Grain free 6étoiles 🌟🌟🌟🌟🌟🌟 hono atao 🤭...
20/02/2026

Poziny mijery anao nandray vola androany dia handeha hividy croquette GOSBI😁🤣Ilay Grain free 6étoiles 🌟🌟🌟🌟🌟🌟 hono atao 🤭🥳
De mba asio Huile de Saumon hono fa tsy adiditra intsony izy😅
Aza adino fa REVENDEUR GOSBI izahay ahn.👇🏽📩



0345496467

Coucou les amis🤩 C'est officiel🤩. Comme vous pouvez voir sur la photo, la Croquette GOSBI est maintenant disponible chez...
12/02/2026

Coucou les amis🤩 C'est officiel🤩. Comme vous pouvez voir sur la photo, la Croquette GOSBI est maintenant disponible chez nous😍

Vous pouvez déjà nous contacter pour vos commandes. Où que vous soyez, nous vous livrons sans se retarder.

0345496467📩

Tous les gammes sont disponibles et il y en a pour tout type de taille, d'âge et de race de chien.

Confier-nous le ravitaillement de vos loulous et vous n'allez plus vous en soucié du soudain épuisement. Nous ne faisons pas de simple livraison, nous vous apportons des conseils et des échanges sur la vie de nos loulous. Etc

La santé de vos loulous et vos poches sont nos principales préoccupations😇

Team MMA
24/12/2025

Team MMA

Alefaso ary ny sarianao tsara indrindra nandritra iny   iny.
23/12/2025

Alefaso ary ny sarianao tsara indrindra nandritra iny iny.

22/12/2025

Te andeha mafy izy io fa ilay mpitondra azy mbola sahirana @ làlana🤣🤣


Address

67ha
Ampasika
101

Telephone

+261345496467

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Freyja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category