GLU Farm

GLU Farm Élevage porc, volaille, lapins

Nous confirmons...
12/08/2026

Nous confirmons...

30/07/2026

Jereo tsara fa matory ampilaminana ny ankizy, ny nonon'i mama mibontsina tsara satria milamina bé ny hafanana ... Mila mivoatra sy mianatra hatrany isika mpiompy .... Mahavanona jiaby .. NB: Andro ririnina isika izao an...😉🐖🐖🐖

Efa vonona ny maternité.. tadidio fa important bé hafanana rehefa vao teraka kisoa .. mahavanona jiaby..
05/07/2026

Efa vonona ny maternité.. tadidio fa important bé hafanana rehefa vao teraka kisoa .. mahavanona jiaby..

Tena ilaintsika mpiompy kisoa ny mozana, fantarina ny indice de consommation provende ampiasaina, lanjaina isan-kerinand...
11/06/2026

Tena ilaintsika mpiompy kisoa ny mozana, fantarina ny indice de consommation provende ampiasaina, lanjaina isan-kerinandro ny kisoa, n'y sakafo omena azy dia voalanja isaky ny handrotsaka, tsy misy fika fa tratra eo raha bé vinany ny mpiambina... Voahara-maso ny fananana... ALEFASO ARY COMMANDE TSIKA FA 400 000AR FOTSINY DIA ATERINAY NA ALEFANAY ANY @ FARITRA BALANCE NAREO... MAHAZAKA 500KG IZY TY.AZO ADAPTER NA TSARA ASIANA CAGE HO FANDANJANA KISOA LEHIBE..
Tél: 0344565537

05/06/2026

Trop vraie!!! On veut voir Dieu nous élever sans faire mourir notre orgueil..

Jereo ny vokatry ny sakafo manara-penitra fa minosanosana mihintsy n'y ankizy @ ronono... Ilaina mampiasa sakafo tsara R...
03/06/2026

Jereo ny vokatry ny sakafo manara-penitra fa minosanosana mihintsy n'y ankizy @ ronono... Ilaina mampiasa sakafo tsara Raha te hanana vokatra tsara..

25/05/2026

Foi, objectif, passion, persévérance, patience.. (5 clés de succès)

23/05/2026

Kely sisa, ho avy ilay formule provende ho anareo vaki-loha lava io, 196j 115kg, efa testé.. Mpiompy ilay miresaka eto..
👍👌🏿💪👌🏿👍

Zany indray livraison androany.. miasa tsara Dia miasa mafy e...
26/04/2026

Zany indray livraison androany.. miasa tsara Dia miasa mafy e...

Isika hoa tsy misangy izany, hafa ny t@ andron'ny abadoana! Livraison Ampitatafika... Izahay mamono biby, mpivarotra sér...
25/04/2026

Isika hoa tsy misangy izany, hafa ny t@ andron'ny abadoana! Livraison Ampitatafika... Izahay mamono biby, mpivarotra sérieux Tonga Dia resilahatra .... Vao manomboka ity asa ity fa mahereza daholo isika mpiompy matianina e! Mandefa commande sy avance dia Tonga ny entana
Tél: 0342407668 / 0344565537

Address

Lot AB 317/I Ambohimamory
Ambohimamory
102

Telephone

+261344566537

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GLU Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GLU Farm:

Shortcuts

Share

Category